Boky faharoan'ny Mpanjaka 9:13
Dia hoy izy: Hatao inona ireo tanàna nomenao ahy ireo, ry rahalahiko? Ary ireny dia natao hoe tany Kobola mandraka androany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
12Ary Hirama niala tany Tyro hizaha ny tanàna izay nomen’ i Solomona azy, ka tsy tiany ireny.
14Ary Hirama nampanatitra talenta volamena roa-polo amby zato ho an’ ny mpanjaka.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 9
Cross References
1 Kings 5:1Ary Solomona nanjaka tamin’ ny fanjakana rehetra hatramin’ ny Ony sy ny tanin’ ny Filistina ka hatramin’ ny sisin’ i Egypta; nandoa hetra ireo sady nanompo an’ i Solomona tamin’ ny andro rehetra niainany.