bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 9 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 9:23
Boky faharoan'ny Mpanjaka 9:23
Izao no isan’ ny mpifehy ny olona voatendry izay nitandrina ny asan’ i Solomona: dimam-polo amby dimam-jato lahy no mpifehy ny mpiasa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
These were the chief of the officers that were over Solomon’s work, five hundred and fifty, which bare rule over the people that wrought in the work.
In Context
22Fa ny Zanak’ Isiraely dia tsy mba nampanaovin’ i Solomona izany; fa izy kosa no miaramila sy mpanompony sy komandy sy mpanafika malaza sy komandin’ ny kalesiny sy ny mpitaingin-tsoavaliny.
24Ary rehefa niakatra avy any an-Tanànan’ i Davida ny zanakavavin’ i Farao hankany amin’ ny tranony izay nataon’ i Solomona ho azy, dia nanao an’ i Milo koa izy.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 9
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 9:23