The Bible Software
bible.software › Epistily voalohany nosoratan'i Petera › Epistily voalohany nosoratan'i Petera 1 › Epistily voalohany nosoratan'i Petera 1:24

Epistily voalohany nosoratan'i Petera 1:24

Fa “ny nofo rehetra dia tahaka ny ahitra, Ary izay mety ho voninahiny dia tahaka ny vonin’ ny ahitra. Malazo ny ahitra, ka mihintsana ny voniny;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

For all flesh is as grass, and all the glory of man as the flower of grass. The grass withereth, and the flower thereof falleth away:

In Context

23fa efa teraka indray ianareo, tsy tamin’ ny voa mety ho lò, fa tamin’ ny tsy mety ho lò, dia ny tenin’ Andriamanitra, izay velona sady maharitra.

25Fa ny tenin’ ny Tompo maharitra mandrakizay”. Ary izany no tenin’ ny filazantsara izay notorina taminareo.

Read all of Epistily voalohany nosoratan'i Petera 1

Cross References

Psalms 37:2Fa hojinjana faingana tahaka ny ahitra izy ka halazo tahaka ny ahi-maitso.

Psalms 92:7Ny ketrina tsy mahafantatra izany, Ary ny adala koa tsy mba mahalala.

Psalms 103:15Tahaka ny ahitra ny andron’ ny zanak’ olombelona; Tahaka ny vonin-javatra any an-tsaha ny famoniny,

Isaiah 40:6Injany! misy miteny hoe: Miantsoa. Ary hoy izy: Ahoana anefa no antso hataoko? Ahitra ny nofo rehetra, ary ny hatsaran-tarehiny rehetra dia tahaka ny vonin-javatra any an-tsaha;

James 4:14kanefa tsy mahalala ny ho ampitso ianareo. Inona moa ny ainareo? Fa zavona ihany ianareo, izay miseho vetivety, dia levona.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily voalohany nosoratan'i Petera 1:24

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Epistily voalohany nosoratan'i Petera 1:23Epistily voalohany nosoratan'i Petera 1Epistily voalohany nosoratan'i Petera 1:25 →