bible.software › Epistily voalohany nosoratan'i Petera › Epistily voalohany nosoratan'i Petera 1 › Epistily voalohany nosoratan'i Petera 1:9
Epistily voalohany nosoratan'i Petera 1:9
mandray ny anton’ ny finoanareo, dia ny famonjena ny fanahy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Receiving the end of your faith, even the salvation of your souls.
In Context
8Izay, na dia tsy mbola hitanareo aza, dia tianareo, ary na dia tsy hitanareo ankehitriny aza, anefa, satria inoanareo, dia iravoravoanareo amin’ ny fifaliana tsy azo tononina sady be voninahitra,
10Ny amin’ izany famonjena izany dia notadiavin’ ny mpaminany sy nokatsahiny fatratra, dia ireo efa naminany ny fahasoavana ho anareo;
Read all of Epistily voalohany nosoratan'i Petera 1
Cross References
Hebrews 11:13Ireo rehetra ireo dia maty tamin’ ny finoana, kanefa tsy mbola nahazo ny teny fikasana; fa nahatazana azy eny lavitra eny izy ka ravoravo niarahaba azy, dia nanaiky fa vahiny sy mpivahiny tetỳ ambonin’ ny tany izy.
This Verse In Other Editions
Study Epistily voalohany nosoratan'i Petera 1:9