The Bible Software
bible.software › Epistily voalohany nosoratan'i Petera › Epistily voalohany nosoratan'i Petera 2 › Epistily voalohany nosoratan'i Petera 2:4

Epistily voalohany nosoratan'i Petera 2:4

Izay hatoninareo toy ny vato velona, “nolavin’ ny olona, fa voafidin’ Andriamanitra sady soa,”

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

To whom coming, as unto a living stone, disallowed indeed of men, but chosen of God, and precious,

In Context

3raha tàhiny “nanandrana ianareo fa tsara ny Tompo;”

5ka dia atsangana koa ianareo tahaka ny vato velona ho trano fanahy, ho fisoronana masìna, hanatitra fanati-panahy sitrak’ Andriamanitra amin’ ny alalan’ i Jesosy Kristy.

Read all of Epistily voalohany nosoratan'i Petera 2

Cross References

Psalms 118:22Ny vato izay nolavin’ ny mpanao trano No efa tonga fehizoro Indrindra.

Isaiah 28:16Dia izao no lazain’ i Jehovah Tompo: Indro, Izaho no efa nametraka vato ao Ziona, dia vato voazaha toetra, vato tsara izay fehizoro voaorina ho fanorenana mafy, ka tsy mba ho taitra izay mino.

Isaiah 55:3Atongilano ny sofinareo, ka mankanesa atỳ amiko, mihainoa, dia ho velombelona ny fanahinareo; ary hanao fanekena mandrakizay aminareo Aho, dia ny famindram-po mahatoky nampanantenaina an’ i Davida.

Daniel 2:34Nijery ianao ambara-pahanisy vato voaendaka, nefa tsy nendahan-tanana, ary namely ilay sary teo amin’ ny tongony vy sy tanimanga iny ka nahatorotoro azy.

Zechariah 3:9Fa, indro, ny vato izay napetrako teo anoloan’ i Josoa, ny vato iray dia banjinin’ ny maso fito; indro, hosoratako ny sorany, hoy Jehovah Tompon’ ny maro, ary hesoriko indray andro monja ny helok’ ity tany ity.

Matthew 11:28Mankanesa atỳ amiko, ianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily voalohany nosoratan'i Petera 2:4

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Epistily voalohany nosoratan'i Petera 2:3Epistily voalohany nosoratan'i Petera 2Epistily voalohany nosoratan'i Petera 2:5 →