Epistily voalohany nosoratan'i Petera 3:11
Ary aoka izy hiala amin’ ny ratsy ka hanao soa; Aoka izy hitady fihavanana sy hanaraka azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Let him eschew evil, and do good; let him seek peace, and ensue it.
In Context
Read all of Epistily voalohany nosoratan'i Petera 3
Cross References
Job 1:1Nisy lehilahy tany amin’ ny tany Oza Joba no anarany; ary marina sy mahitsy izany lehilahy izany sady natahotra an’ Andriamanitra ka nifady ny ratsy.
Job 28:28Dia hoy Izy tamin’ ny olona: Indro, ny fahatahorana ny Tompo no fahendrena. Ary ny fialàna amin’ ny ratsy no fahalalana.
Psalms 37:27Halaviro ny ratsy, ka manaova soa. Dia honina mandrakizay ianao.
Psalms 125:4Jehovah ô, manaova soa amin’ ny tsara Sy ny mahitsy fo.
Proverbs 16:6Ny famindram-po sy ny fahamarinana no avotra amin’ ny heloka; Ary ny fahatahorana an’ i Jehovah no analavirana ny ratsy.
Isaiah 1:16Misasà ianareo, diovy ny tenanareo, Esory tsy ho eo anoloan’ ny masoko ny ratsy fanaonareo; Mitsahara, fa aza manao ratsy;