Epistily voalohany nosoratan'i Petera 5:13
Izay any Babylona, voafidy ho namanareo, manao veloma anareo, ary Marka zanako koa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The church that is at Babylon, elected together with you, saluteth you; and so doth Marcus my son.
In Context
Read all of Epistily voalohany nosoratan'i Petera 5
Cross References
Acts 12:12Ary rehefa fantany tsara izany, dia nankany an-tranon’ i Maria, renin’ i Jaona, izay atao hoe koa Marka, izy; ary nisy olona maro niangona nivavaka tao.
2 John 1:13Ny zanaky ny rahavavinao voafidy manao veloma anao.
Revelation 18:2Ary niantso tamin’ ny feo mahery izy ka nanao hoe: Rava! rava Babylona lehibe! ka tonga fonenan’ ny demonia sy fieren’ ny fanahy maloto rehetra ary akanin’ ny vorona rehetra izay maloto sy ankahalaina.