Epistily voalohany nosoratan'i Petera 5:7
ary apetraho aminy ny fanahianareo rehetra; fa Izy no miahy anareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Casting all your care upon him; for he careth for you.
In Context
Read all of Epistily voalohany nosoratan'i Petera 5
Cross References
1 Samuel 1:10Ary Hana dia nalahelo fanahy indrindra, ka nivavaka tamin’ i Jehovah izy sady nitomany dia nitomany.
Psalms 27:13Raha izay re aho no tsy nanantena hahita ny fahasoavan’ i Jehovah amin’ ny tanin’ ny velona.
Psalms 37:5Ankino amin’ i Jehovah ny lalanao, ary matokia Azy, fa hataony tanteraka.
Psalms 56:3Misafoaka manenjika mandrakariva ny mpampahory ahy; maro tokoa no mirehareha miady amiko.
Matthew 6:25Ary noho izany dia lazaiko aminareo hoe: Aza manahy ny amin’ ny ainareo, dia izay hohaninareo na izay hosotroinareo, na ny amin’ ny tenanareo, dia izay hotafinareo. Moa ny aina tsy mihoatra noho ny hanina va, ary ny tena noho ny fitafiana?
Mark 4:38Ary Jesosy natory teo am-bodin’ ny sambokely tambonin’ ny ondana; ary namoha Azy izy ireo ka nanao taminy hoe: Mpampianatra ô, tsy mampaninona Anao va izao hahafatesanay izao?