Boky faharoan'i Samoela 1:12
Ary raha mbola naharitra nivavaka teo anatrehan’ i Jehovah izy, dia nodinihin’ i Ely ny vavany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And it came to pass, as she continued praying before the LORD, that Eli marked her mouth.
In Context
Read all of Boky faharoan'i Samoela 1
Cross References
Luke 11:8Hoy Izaho aminareo: Na dia tsy hiainga hanome azy noho ny fisakaizana aza izy, dia hifoha ihany izy noho ny fitarainany fatratra ka hanome azy izay ilainy.
Ephesians 6:18ary mivavaha mandrakariva ao amin’ ny Fanahy amin’ ny fivavahana rehetra sy ny fangatahana, ka miambena amin’ izany amin’ ny faharetana sy ny fangatahana rehetra ho an’ ny olona masìna rehetra,
1 Thessalonians 5:17Mivavaha, ka aza mitsahatra.