Boky faharoan'i Samoela 1:6
Ary ny rafiny dia nanorisory azy mba hampalahelo azy mafy noho ny nanaovan’ i Jehovah azy momba.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
5Fa Hana kosa nomeny anjaran-droa, satria izy no tiany, nefa nataon’ i Jehovah momba.
Read all of Boky faharoan'i Samoela 1
Cross References
Leviticus 18:18Ary aza mampakatra vehivavy ho rafin’ ny rahavaviny izay mbola velona.
1 Samuel 2:1Ary Hana nivavaka ka nanao hoe: Ny foko ravoravo amin’ i Jehovah, Ny tandroko voasandratra amin’ i Jehovah; ny vavako misokatra hamaly ny fahavaloko; fa mifaly amin’ ny famonjenao aho.
Job 6:14Izay efa mivarahontsana dia tokony hiantran’ ny sakaizany. Fandrao mahafoy ny fahatahorana ny Tsitoha izy.