bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 10 › Boky faharoan'i Samoela 10:13
Boky faharoan'i Samoela 10:13
Ary rehefa nitsahatra naminany Saoly, dia nankeo amin’ ny fitoerana avo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And when he had made an end of prophesying, he came to the high place.
In Context
12Ary ny anankiray teo namaly hoe: Fa iza moa no rain’ ireny? Ary izany no nisehoan’ ny fitenenana hoe: Saoly koa va mba isan’ ny mpaminany?
14Ary hoy ny rahalahin-drain’ i Saoly taminy sy tamin’ ny mpanompony: Taiza no alehanareo? Ary hoy izy: Nitady ny boriky izahay; ka nony tsy hitanay izy, dia nankany amin’ i Samoela izahay.
Read all of Boky faharoan'i Samoela 10
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'i Samoela 10:13