bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 11 › Boky faharoan'i Samoela 11:12
Boky faharoan'i Samoela 11:12
Ary hoy ny vahoaka tamin’ i Samoela: Iza moa no nanao hoe: Saoly va no hanjaka aminay? Atolory ireny olona ireny hataonay maty.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the people said unto Samuel, Who is he that said, Shall Saul reign over us? bring the men, that we may put them to death.
In Context
11Ary nony maraina, dia nozarain’ i Saoly ho telo toko ny olona, ka tonga teo amin’ ny toby tamin’ ny fiambenana maraina izy ary namely ny Amonita mandra-pahafampanan’ ny andro; koa izay sisa dia niely patrana, ka tsy nisy olona tafaraka na dia hatramin’ ny roa aza.
13Fa hoy Saoly: Tsy hisy olona hatao maty anio; fa androany no nanaovan’ i Jehovah famonjena teo amin’ ny Isiraely.
Read all of Boky faharoan'i Samoela 11
Cross References
1 Samuel 10:27Fa nisy kosa olona tena ratsy fanahy nanao hoe: Hataon’ io lehilahy io ahoana no famonjy antsika? Dia nanazimba an’ i Saoly ireo ka tsy nitondra fanomezana ho azy. Nefa Saoly dia tahaka ny marenina.
Luke 19:27Fa ireo fahavaloko tsy nanaiky hanjakako ireo, dia ento atỳ, ka vonoy eto anatrehako.
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'i Samoela 11:12