The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 14 › Boky faharoan'i Samoela 14:13

Boky faharoan'i Samoela 14:13

Ary Jonatana nananika, nandady tongotra aman-tanana, ary nanaraka azy ny mpitondra ny fiadiany. Dia lavo teo anatrehan’ i Jonatana ny Filistina, ary ny mpitondra ny fiadiany namono teo aoriany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Jonathan climbed up upon his hands and upon his feet, and his armourbearer after him: and they fell before Jonathan; and his armourbearer slew after him.

In Context

12Ary ny miaramila namaly an’ i Jonatana sy ny mpitondra ny fiadiany hoe: Miakara etỳ aminay, dia hanehoanay zavatra ianareo. Ary hoy Jonatana tamin’ ny mpitondra ny fiadiany: Manaraha ahy, fa efa natolotr’ i Jehovah eo an-tànan’ ny Isiraely izy.

14Ary tokony ho roa-polo lahy no matiny aloha, izay novonoin’ i Jonatana sy ny mpitondra ny fiadiany tao anatin’ ny tany tokony ho antsasaky ny vavasa iray akera.

Read all of Boky faharoan'i Samoela 14

Cross References

Leviticus 26:7Dia hanenjika ny fahavalonareo ianareo, ka ho lavon-tsabatra eo anoloanareo izy.

Deuteronomy 28:7Hatolotr’ i Jehovah ho resy eo anoloanao ny fahavalonao, izay mitsangana hiady aminao, ka lalana iray no hivoahany hanatona anao, fa lalana fito kosa no handosirany hiala eo anoloanao.

Joshua 23:10Ny lehilahy iray aminareo manenjika ny arivo; fa Jehovah Andriamanitrareo, Izy no miady ho anareo, araka izay nolazainy taminareo.

Romans 8:31Inona ary no holazaintsika ny amin’ izany zavatra izany? Raha Andriamanitra momba antsika, iza no hahatohitra antsika?

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'i Samoela 14:13

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'i Samoela 14:12Boky faharoan'i Samoela 14Boky faharoan'i Samoela 14:14 →