bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 14 › Boky faharoan'i Samoela 14:30
Boky faharoan'i Samoela 14:30
Ka mainka fa raha navela hihinanan’ ny olona ny babo azony tamin’ ny fahavalony, tsy ho nahafatesana be lavitra va ny Filistina?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
How much more, if haply the people had eaten freely to day of the spoil of their enemies which they found? for had there not been now a much greater slaughter among the Philistines?
In Context
29Dia hoy Jonatana: Ikaky efa nampiditra loza tamin’ ny tany; koa jereo, masìna ianareo, he! izato fahazavan’ ny masoko tamin’ ilay nanandramako kely tamin’ ity tantely ity.
31Ary izy ireo namely ny Filistina tamin’ izany andro izany hatrany Mikmasy ka hatrany Aialona, ary reraka indrindra ny olona.
Read all of Boky faharoan'i Samoela 14
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'i Samoela 14:30