The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 14 › Boky faharoan'i Samoela 14:34

Boky faharoan'i Samoela 14:34

Ary hoy koa izy: Mieleza eny amin’ ny olona ianareo, ka lazao aminy hoe: Samia mitondra ny ombiny etỳ amiko, ary samia mitondra ny ondriny, ka vonoy eto izy, dia hano, ary aza manota amin’ i Jehovah amin’ ny fihinanana zavatra mbamin’ ny ràny. Ary ny vahoaka rehetra samy nitondra ny ombiny niaraka taminy tamin’ izany alina izany ka namono azy teo.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Saul said, Disperse yourselves among the people, and say unto them, Bring me hither every man his ox, and every man his sheep, and slay them here, and eat; and sin not against the LORD in eating with the blood. And all the people brought every man his ox with him that night, and slew them there.

In Context

33Ary nisy nanambara tamin’ i Saoly hoe: Indro, ny olona manota amin’ i Jehovah, fa mihinana zavatra mbamin’ ny ràny izy. Ary hoy Saoly: Efa diso ianareo, manakodiava vato lehibe etỳ amiko anio.

35Ary Saoly nanao alitara ho an’ i Jehovah; io no alitara voalohany naoriny ho an’ i Jehovah.

Read all of Boky faharoan'i Samoela 14

Cross References

Genesis 9:4Kanefa ny nofo izay mbola misy aina dia ny ràny no aza haninareo.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'i Samoela 14:34

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'i Samoela 14:33Boky faharoan'i Samoela 14Boky faharoan'i Samoela 14:35 →