Boky faharoan'i Samoela 14:43
Dia hoy Saoly tamin’ i Jonatana: Ambarao amiko izay nataonao. Ary Jonatana nanambara taminy hoe: Nanandrana tantely kely monja tamin’ ny tendron’ ny tehina tetỳ an-tanako aho, ary, indro, tsy maintsy ho faty aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
42Ary hoy Saoly; Manaova filokana ny amiko sy Jonatana zanako. Ary Jonatana no notànany.
Read all of Boky faharoan'i Samoela 14
Cross References
Joshua 7:19Dia hoy Josoa tamin’ i Akana: Anaka, masìna ianao, omeo voninahitra Jehovah Andriamanitry ny Isiraely, ka mitsora aminy; ary lazao amiko ankehitriny izay nataonao; aza afeninao ahy izany.
Jonah 1:7Ary dia samy nanao tamin’ ny namany hoe izy: Avia isika hanao filokana mba hizahantsika izay mahatonga izao loza izao amintsika. Dia nanao filokana izy, ka Jona no azo.