The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 14 › Boky faharoan'i Samoela 14:49

Boky faharoan'i Samoela 14:49

Ary izao no zanakalahin’ i Saoly: Jonatana sy Jisvy sy Malkisoa; izao kosa no anaran’ ny zananivavy roa: ny anaran’ ny vavimatoa Meraba, ary ny anaran’ ny faravavy Mikala.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Now the sons of Saul were Jonathan, and Ishui, and Melchi-shua: and the names of his two daughters were these; the name of the firstborn Merab, and the name of the younger Michal:

In Context

48Ary namory miaramila izy, dia namely ny Amalekita ka namonjy ny Isiraely tamin’ ny tànan’ izay namaboazy.

50Ary ny anaran’ ny vadin’ i Saoly dia Ahinoama, zanakavavin’ i Ahimaza: ary ny anaran’ ny komandin’ ny miaramilany dia Abnera, zanak’ i Nera, rahalahin-drain’ i Saoly.

Read all of Boky faharoan'i Samoela 14

Cross References

1 Samuel 18:17Ary hoy Saoly tamin’ i Davida: Indro homeko ho vadinao Meraba vavimatoako, koa mahereza ho ahy anefa ianao, ary miadia ny adin’ i Jehovah. (Fa hoy Saoly: Aoka tsy ny tanako no hamely azy, fa aoka ny tanan’ ny Filistina no hamely azy.)

1 Samuel 25:44Fa Saoly efa nanome an’ i Mikala, zananivavy, vadin’ i Davida, ho vadin’ i Palty, zanak’ i Laisy, avy any Galima.

2 Samuel 3:13Dia hoy izy: Tsara izany; izaho hanao fanekena aminao; kanefa zavatra iray loha no ilaiko aminao: Tsy hahazo mihaona amiko ianao, raha tsy entinao atỳ Mikala, zanakavavin’ i Saoly.

1 Chronicles 8:33Ary Nera niteraka an’ i Kisy; ary Kisy niteraka an’ i Saoly; ary Saoly niteraka an’ i Jonatana sy Malkisoa sy Abinadaba ary Esbala.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'i Samoela 14:49

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'i Samoela 14:48Boky faharoan'i Samoela 14Boky faharoan'i Samoela 14:50 →