Boky faharoan'i Samoela 14:52
Ary mafy ny ady tamin’ ny Filistina tamin’ ny andron’ i Saoly rehetra; koa raha nisy olona matanjaka sy mahery hitan’ i Saoly, dia nalainy ho azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
51Ary Kisy no rain’ i Saoly; ary Nera, rain’ i Abnera, dia zanak’ i Abiela.
Read all of Boky faharoan'i Samoela 14
Cross References
1 Samuel 8:1Ary rehefa antitra Samoela, dia ny zanany no nataony mpitsara ny Isiraely.
1 Samuel 13:5Ary ny Filistina telo alina an-kalesy sy enina arivo an-tsoavaly ary vahoaka betsaka tahaka ny fasika eny amoron-dranomasina dia nivory hiady tamin’ ny Isiraely; dia nandeha izy ka nitoby tany Mikmasy atsinanan’ i Betavena.