bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 16 › Boky faharoan'i Samoela 16:17
Boky faharoan'i Samoela 16:17
Ary hoy Saoly tamin’ ny mpanompony: Mizahà ary olona izay mahay mitendry tsara, ka ento etỳ amiko.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Saul said unto his servants, Provide me now a man that can play well, and bring him to me.
In Context
16Aoka ny tomponay ankehitriny handidy anay mpanomponao izay eto anatrehanao, dia hitady olona mahay mitendry lokanga izahay; ary rehefa misy fanahy ratsy avy any amin’ Andriamanitra tonga aminao, dia hitendry amin’ ny tànany izy, ka dia ho tsara ihany ianao.
18Dia namaly ny anankiray amin’ ny zatovony ka nanao hoe: Indro, ny anankiray amin’ ny zanak’ i Jese Betlehemita no hitako mahay mitendry, sady lehilahy mahery sy mpanafika izy ary mahay mandaha-teny sy lehilahy tsara tarehy, ary Jehovah momba azy.
Read all of Boky faharoan'i Samoela 16
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'i Samoela 16:17