Boky faharoan'i Samoela 17:15
fa Davida kosa nivoivoy avy tany amin’ i Saoly hiandry ny ondrin-drainy tany Betlehema.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But David went and returned from Saul to feed his father’s sheep at Bethlehem.
In Context
14ary Davida no faralahy; ary izy telo lahy zokiny lasa nanaraka an’ i Saoly;
16Ary ilay Filistina nanatona marain-tsy hariva ka niseho efa-polo andro.
Read all of Boky faharoan'i Samoela 17
Cross References
1 Samuel 16:19Ary Saoly dia naniraka tany amin’ i Jese ka nanao hoe: Iraho hankatỳ amiko Davida zanakao izay miandry ondry.