Boky faharoan'i Samoela 19:15
Ary Saoly naniraka ny olona hizaha an’ i Davida indray ka nanao hoe: Ento miakatra atỳ amiko amin’ ny farafara izy hovonoiko.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
14Ary nony naniraka haka an’ i Davida Saoly, dia hoy ny vavy: Marary izy.
Read all of Boky faharoan'i Samoela 19
Cross References
1 Samuel 19:6Ary Saoly nihaino ny tenin’ i Jonatana ka nianiana hoe: Raha velona koa Jehovah, dia tsy hatao maty izy.
Psalms 37:12Ny ratsy fanahy manao hevi-dratsy hamelezana ny maraina ka mihidy vazana aminy.
Romans 3:15Ny tongony mimaona handatsa-drà;