bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 2 › Boky faharoan'i Samoela 2:19
Boky faharoan'i Samoela 2:19
Ary nanaovan-dreniny akanjo kely izy, ka nentiny ho azy isan-taona isan-taona izany, raha niara-ran’ ny mpisorona avy amin’ ny olona. Koa raha niakatra tamin’ ny vadiny hanatitra ny fanatitra fanao isan-taona izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Moreover his mother made him a little coat, and brought it to him from year to year, when she came up with her husband to offer the yearly sacrifice.
In Context
18Fa Samoela nanao fanompoam-pivavahana teo anatrehan’ i Jehovah raha mbola zaza, ary nisalotra efoda rongony fotsy izy.
20Ary Ely nitso-drano an’ i Elkana mivady ka nanao hoe: Homen’ i Jehovah zaza amin’ ity vehivavy ity anie ianao ho solon’ ilay voatolotra ho an’ i Jehovah. Dia lasa nody izy mivady.
Read all of Boky faharoan'i Samoela 2
Cross References
Exodus 23:14Intelo isan-kerintaona no hanaovanao andro firavoravoana ho Ahy.
1 Samuel 1:21Ary ralehilahy Elkana sy ny ankohonany rehetra niakatra hamono zavatra mba hanaterany ny fanatitra fanao isan-taona ho an’ i Jehovah sy ny fanalam-boadiny.
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'i Samoela 2:19