Boky faharoan'i Samoela 2:7
Jehovah no mampalahelo sy mampanan-karena; izy no mampietry sy mampisandratra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The LORD maketh poor, and maketh rich: he bringeth low, and lifteth up.
In Context
Read all of Boky faharoan'i Samoela 2
Cross References
Deuteronomy 8:17ary andrao ianao hanao anakampo hoe: Ny tanjako sy ny herin’ ny tanako no nahavoriako izao harena izao;
2 Chronicles 32:27Ary Hezekia nanana harena sy voninahitra be indrindra; dia nanao trano firaketana izy hitehirizany ny volafotsy sy ny volamena sy ny vato soa sy ny zava-manitra sy ny ampinga mbamin’ izay fanaka tsara rehetra,
Job 1:21sady nanao hoe: Nitanjaka no nivoahako avy tany an-kibon’ ineny, ary mitanjaka no hiverenako any; Jehovah no nanome, ary Jehovah no nanaisotra; isaorana anie ny anaran’ i Jehovah
Psalms 75:7Fa tsy avy any atsinanana, na avy any andrefana, na avy any atsimo, ny fisandratana.
Psalms 102:10Fa lavenona no nohaniko tahaka ny mofo; Ary ny zavatra nosotroiko noharoharoiko ny ranomasoko,
Isaiah 2:12Fa misy andron’ i Jehovah, Tompon’ ny maro, Hitsarana izay avo sy ambony toetra rehetra Ary izay misandratra rehetra, Ka dia haetry ireny,