bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 20 › Boky faharoan'i Samoela 20:14
Boky faharoan'i Samoela 20:14
Ary raha mbola velona ihany aho, dia tsy hasehonao ahy va ny fiantran’ i Jehovah mba tsy hahafaty ahy?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And thou shalt not only while yet I live shew me the kindness of the LORD, that I die not:
In Context
13dia hataon’ i Jehovah toy izany anie Jonatana, eny, mihoatra noho izany aza; fa raha kasain’ ny raiko kosa ny hanisy ratsy anao, dia hambarako aminao izany, ka halefako ianao mba handehananao soa aman-tsara; ary homba anao tahaka ny tamin’ ny raiko anie Jehovah.
15Ary tsy hesorinao amin’ ny taranako koa ny famindram-ponao mandrakizay, eny, na dia avy aza izay handringanan’ i Jehovah ny fahavalon’ i Davida rehetra tsy ho etỳ ambonin’ ny tany.
Read all of Boky faharoan'i Samoela 20
Cross References
2 Samuel 9:3Ary hoy ny mpanjaka: Mbola misy sisa ihany va ny tamingan’ i Saoly mba hasiako soa araka ny fanaon’ Andriamanitra? Dia hoy Ziba tamin’ ny mpanjaka: Mbola misy zanakalahin’ i Jonatana iray ihany ao, nefa malemy tongotra izy.
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'i Samoela 20:14