Boky faharoan'i Samoela 20:19
Koa rehefa mby amin’ ny andro fahatelo dia midìna faingana ianao, ary tongava ao amin’ ilay nierenao tamin’ ny andro nitrangan’ ilay raharaha iny, ka mitoera ao anilan’ ny vato Ezela.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
20Ary izaho handefa zana-tsipìka telo eo anilany, toy ny mikendry marika.
Read all of Boky faharoan'i Samoela 20
Cross References
1 Samuel 19:1Ary Saoly niresaka tamin’ i Jonatana zanany sy tamin’ ny mpanompony rehetra ny amin’ izay hahafaty an’ i Davida. Fa Jonatana, zanak’ i Saoly, kosa tia dia tia an’ i Davida.
1 Samuel 20:5Ary hoy Davida tamin’ i Jonatana: Indro, ho tsinam-bolana rahampitso, ary izaho tokony hiara-mipetraka hihinana amin’ ny mpanjaka; nefa avelao aho handeha hiery any an-tsaha ambara-pihavin’ ny afaka ampitso harivariva.