bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 20 › Boky faharoan'i Samoela 20:39
Boky faharoan'i Samoela 20:39
Nefa ilay zazalahy tsy nahalala na inona na inona; fa Jonatana sy Davida ihany no nahalala ny anton’ izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But the lad knew not any thing: only Jonathan and David knew the matter.
In Context
38Ary Jonatana niantso ilay zazalahy hoe: Haingàna dia haingàna, ka aza mijanonjanona. Ary ny zazalahin’ i Jonatana nanangona ny zana-tsipìka, dia nankeo amin’ ny tompony.
40Dia nomen’ i Jonatana ilay zazalahy ny fiadiany, ka hoy izy taminy: Mandehana, ka ento ho any an-tanàna ireto.
Read all of Boky faharoan'i Samoela 20
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'i Samoela 20:39