The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 20 › Boky faharoan'i Samoela 20:4

Boky faharoan'i Samoela 20:4

Dia hoy Jonatana tamin’ i Davida: Na inona na inona no angatahinao, dia hatàoko aminao izany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Then said Jonathan unto David, Whatsoever thy soul desireth, I will even do it for thee.

In Context

3Ary Davida mbola nianiana indray nanao hoe: Fantatry ny rainao marimarina fa efa mahita fitia eo imasonao aho, ka hoy izy: Aoka tsy ho fantatr’ i Jonatana izany, fandrao malahelo izy; fa raha velona koa Jehovah, ary raha velona koa ny fanahinao, toa iray dia monja no anelanelako sy ny fahafatesana.

5Ary hoy Davida tamin’ i Jonatana: Indro, ho tsinam-bolana rahampitso, ary izaho tokony hiara-mipetraka hihinana amin’ ny mpanjaka; nefa avelao aho handeha hiery any an-tsaha ambara-pihavin’ ny afaka ampitso harivariva.

Read all of Boky faharoan'i Samoela 20

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'i Samoela 20:4

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'i Samoela 20:3Boky faharoan'i Samoela 20Boky faharoan'i Samoela 20:5 →