bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 20 › Boky faharoan'i Samoela 20:7
Boky faharoan'i Samoela 20:7
Ary raha lazainy hoe: Tsara izany, dia fiadanana no ho an’ ny mpanomponao; fa raha tezitra mafy kosa izy, dia aoka ho fantatrao tsara fa misy ratsy ifofoany ahy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
If he say thus, It is well; thy servant shall have peace: but if he be very wroth, then be sure that evil is determined by him.
In Context
6Koa raha hitan’ ny rainao fa tsy eo aho, dia ataovy hoe: Niera fatratra tamiko Davida mba hikaretsaka kely hankany Betlehema tanànany; fa misy fanatitra fanao amin’ izy mianakavy rehetra isan-taona any.
8Koa mamindrà fo amin’ ny mpanomponao; fa nampanaovinao ny faneken’ i Jehovah aminao ny mpanomponao; nefa raha manankeloka aho, dia aoka ianao ihany no hahafaty ahy, fa nahoana no ho entinao any amin’ ny rainao aho?
Read all of Boky faharoan'i Samoela 20
Cross References
1 Samuel 20:9Fa hoy Jonatana: Sanatria raha hahazo anao izany! Fa raha fantatro tokoa fa misy ratsy ifofoan’ ikaky anao, dia hambarako aminao mihitsy izany.
2 Samuel 17:4Ary sitrak’ i Absaloma sy ny loholon’ ny Isiraely rehetra izany.
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'i Samoela 20:7