bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 21 › Boky faharoan'i Samoela 21:14
Boky faharoan'i Samoela 21:14
Dia nody adala teo anatrehany izy ka nanao tahaka ny olona very saina teo aminy, fa nanoratsoratra teo amin’ ny lela-vavahady izy, sady navelany hitsororoka tamin’ ny somony ny iviny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then said Achish unto his servants, Lo, ye see the man is mad: wherefore then have ye brought him to me?
In Context
13Ary dia nalatsak’ i Davida tao am-pony izany teny izany, ka natahotra an’ i Akisy, mpanjakan’ i Gata, indrindra izy.
15Ary hoy Akisy tamin’ ny mpanompony: He! hitanareo fa very saina io lehilahy io, ka nahoana no nentinareo etỳ amiko izy?
Read all of Boky faharoan'i Samoela 21
Cross References
Ecclesiastes 7:7Fa ny fampahoriana dia mahavery saina ny hendry; ary ny kolikoly mahasimba ny fo.
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'i Samoela 21:14