Boky faharoan'i Samoela 22:5
Ary hoy Gada mpaminany tamin’ i Davida: Aza mitoetra ao amin’ ny batery fiarovana; fa mialà, ka mankanesa any amin’ ny tanin’ ny Joda. Dia nandeha Davida ka tonga tany an’ ala Hareta.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Boky faharoan'i Samoela 22
Cross References
2 Samuel 24:11Ary raha nifoha maraina Davida, dia tonga tamin’ i Gada mpaminany, mpahitan’ i Davida, ny tenin’ i Jehovah nanao hoe:
1 Chronicles 21:9Ary hoy Jehovah tamin’ i Gada mpahitan’ i Davida:
2 Chronicles 29:25Ary ny mpanjaka nametraka ny Levita tao an-tranon’ i Jehovah hitondra kipantsona sy valiha ary lokanga, araka ny didin’ i Davida mpanjaka sy Gada, mpahitan’ ny mpanjaka, sy Natana mpaminany; fa izany no didin’ i Jehovah nampitondrainy ny mpaminaniny.