bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 24 › Boky faharoan'i Samoela 24:13
Boky faharoan'i Samoela 24:13
Jehovah no hitsara ahy sy ianao, ary Jehovah no hamaly anao noho ny amiko, fa ny tanako tsy mba haninona anao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
As saith the proverb of the ancients, Wickedness proceedeth from the wicked: but mine hand shall not be upon thee.
In Context
12Ary koa, ry ikaky ô, jereo dia jereo ange ny sisin’ ny kapôtinao etỳ an-tanako; fa raha nanapaka ny sisin’ ny kapôtinao aho, fa tsy nahafaty anao, dia izahao ka fantaro fa tsy misy faharatsiana na fahadisoana amin’ ny tanako, ary tsy nanota taminao aho, nefa ianao kosa mihaza ny aiko mba hahafaty azy.
14Araka ny lazain’ ny ohabolan’ ny ntaolo hoe: Avy amin’ ny ratsy fanahy no ivoahan’ ny ratsy, nefa ny tanako tsy haninona anao.
Read all of Boky faharoan'i Samoela 24
Cross References
Judges 11:27Izaho tsy nanota taminao, fa ianao no manisy ratsy ahy, fa miady amiko;
Matthew 7:16Ny voany no hahafantaranareo azy. Manoty voaloboka amin’ ny tsilo va ny olona, na aviavy amin’ ny songosongo?
Matthew 12:33Koa ataovy tsara ny hazo mbamin’ ny voany, na ataovy ratsy ny hazo mbamin’ ny voany; fa ny voany no ahafantarana ny hazo.
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'i Samoela 24:13