bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 25 › Boky faharoan'i Samoela 25:4
Boky faharoan'i Samoela 25:4
Ary ren’ i Davida tany an-efitra fa Nabala manety ny ondriny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And David heard in the wilderness that Nabal did shear his sheep.
In Context
3Nabala no anaran-dralehilahy; ary Abigaila no anaran’ ny vavy; vehivavy hendry sady tsara tarehy izy; fa ny lahy kosa saro-po sy ratsy amin’ izay ataony; ary isan’ ny taranak’ i Kaleba izy.
5Dia naniraka zatovo folo lahy Davida ka nanao taminy hoe: Miakara any Karmela ianareo, ary mankanesa any amin’ i Nabala, ka miarahabà azy amin’ ny anarako.
Read all of Boky faharoan'i Samoela 25
Cross References
Genesis 38:13Dia nisy nanambara tamin’ i Tamara hoe Indro, ny rafozanao miakatra ho any Timna hanety ny ondriny.
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'i Samoela 25:4