The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 25 › Boky faharoan'i Samoela 25:9

Boky faharoan'i Samoela 25:9

Ary rehefa tonga ny zatovon’ i Davida, dia niteny tamin’ i Nabala tamin’ ny anaran’ i Davida araka izany teny rehetra Izany izy, ka dia nipetraka.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And when David’s young men came, they spake to Nabal according to all those words in the name of David, and ceased.

In Context

8Anontanio ny zatovonao, fa hilaza aminao izy. Koa aoka hahita fitia eo imasonao ny zatovo (fa andro fifaliana no ihavianay); masìna ianao, mba omeo amin’ izay azon’ ny tananao ireto mpanomponao sy Davida zanakao.

10Fa Nabala namaly ny mpanompon’ i Davida hoe: Inona moa Davida? Ary inona moa ny zanak’ i Jese? Misy mpanompo maro ankehitriny izay milefa miala amin’ ny tompony.

Read all of Boky faharoan'i Samoela 25

Cross References

2 Kings 2:15Ary raha nahita azy ireo ny zanaky ny mpaminany izay nanandrify azy teo Jeriko, dia nanao hoe: Ny fanahin’ i Elia efa mipetraka amin’ i Elisa. Ary nandeha nitsena azy ireo ka niankohoka tamin’ ny tany teo anatrehany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'i Samoela 25:9

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'i Samoela 25:8Boky faharoan'i Samoela 25Boky faharoan'i Samoela 25:10 →