bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 27 › Boky faharoan'i Samoela 27:4
Boky faharoan'i Samoela 27:4
Ary nambara tamin’ i Saoly fa Davida efa nandositra nankany Gata, ka dia tsy nitady azy intsony izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And it was told Saul that David was fled to Gath: and he sought no more again for him.
In Context
3Ary nitoetra tao amin’ i Akisy tao Gata Davida, dia izy sy ny olony, samy nomban’ ny ankohonany avy, ary Davida mbamin’ ny adiny roa, dia Ahinoama Jezirelita sy Abigaila Karmelita, ilay novinadin’ i Nabala.
5Ary hoy Davida tamin’ i Akisy: Raha mahita fitia eo imasonao aho, aoka mba homena fonenana ao amin’ ny tanàna anankiray any an-tsaha aho mba honenako any, fa nahoana ny mpanomponao no hitoetra aminao eto amin’ ny renivohitry ny fanjakana?
Read all of Boky faharoan'i Samoela 27
Cross References
1 Samuel 26:21Ary hoy Saoly: Efa nanota aho: miverena, ry Davida zanako, fa tsy hanisy ratsy anao intsony aho, fa soa teo imasonao ny aiko androany; indro, efa nanao adala aho ka diso indrindra.
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'i Samoela 27:4