Boky faharoan'i Samoela 28:11
Dia hoy ravehivavy: Iza ary no hampiakariko ho eto aminao? Ary hoy izy: Samoela no ampiakaro ho etỳ amiko.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then said the woman, Whom shall I bring up unto thee? And he said, Bring me up Samuel.
In Context
Read all of Boky faharoan'i Samoela 28
Cross References
Deuteronomy 18:11na manao ho masim-bava, na mpanadina amin’ ny manao azy ho tsindrian-javatra, na mpanao hatsarana, na mpanontany amin’ ny maty.
Isaiah 8:19Ary raha lazainy aminareo hoe: Milà saina amin’ ny manao azy ho tsindrian-javatra sy ny mpanao sikidy, izay mitsiatsiaka sy miboeriboerika, Moa tsy Andriamaniny va no tokony hilan’ ny olona saina? Fa hila saina amin’ ny maty ho an’ ny velona va izy?