bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 28 › Boky faharoan'i Samoela 28:25
Boky faharoan'i Samoela 28:25
Ary narosony teo anoloan’ i Saoly sy teo anoloan’ ny mpanompony izany; dia nihinana izy ireo, ary dia niainga ka lasa nandeha tamin’ iny alina iny ihany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And she brought it before Saul, and before his servants; and they did eat. Then they rose up, and went away that night.
In Context
24Ary ravehivavy nanana zanak’ omby mifahy tao an-trano; dia nandeha haingana izy ka namono izany, ary naka koba izy, dia nofetafetainy ka nendasiny ho mofo tsy misy masirasira.
Read all of Boky faharoan'i Samoela 28
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'i Samoela 28:25