bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 29 › Boky faharoan'i Samoela 29:7
Boky faharoan'i Samoela 29:7
Koa miverena, ary mandehana soa aman-tsara, mba tsy hanaovanao izay tsy sitrak’ ireo andrianan’ ny Filistina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Wherefore now return, and go in peace, that thou displease not the lords of the Philistines.
In Context
6Ary Akisy niantso an’ i Davida ka nanao taminy hoe: Raha velona koa Jehovah, marina ianao, sady sitrako ny iarahanao miditra sy mivoaka amiko eto an-toby, fa tsy hitako izay tsininao hatrizay nahatongavanao teto amiko ka mandraka androany; nefa kosa tsy sitrak’ ireo andriana ireo ianao.
8Fa hoy Davida tamin’ i Akisy: Inona no nataoko, ary inona no hitanao tamin’ ny mpanomponao hatrizay nitoerako tatỳ aminao ka mandraka androany, no tsy hahazoako mandeha hiady amin’ ny fahavalon’ ny mpanjaka tompoko?
Read all of Boky faharoan'i Samoela 29
Cross References
Numbers 22:34Dia hoy Balama tamin’ Ilay Anjelin’ i Jehovah: Efa nanota aho; fa tsy fantatro fa Hianao no nijanona nisakana ahy teo an-dalana; koa ankehitriny, raha tsy sitrakao izany, dia hiverina aho.
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'i Samoela 29:7