bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 30 › Boky faharoan'i Samoela 30:9
Boky faharoan'i Samoela 30:9
Dia lasa Davida sy ny enin-jato lahy izay nanaraka azy ka tonga teo amin’ ny renirano Besora, ary teo no nijanonan’ ny sasany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
So David went, he and the six hundred men that were with him, and came to the brook Besor, where those that were left behind stayed.
In Context
8Ary Davida nanontany tamin’ i Jehovah hoe: Henjehiko va izany jirika izany? Ho tratro va izy? Dia namaly azy Jehovah hoe: Enjeho izy, fa ho tratranao tokoa ary ho rarakao.
10Ary Davida sy ny efa-jato lahy no nanenjika; fa ny roan-jato lahy kosa, izay reraka ka tsy afaka nita ny renirano Besora, dia nijanona tany aoriana.
Read all of Boky faharoan'i Samoela 30
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'i Samoela 30:9