bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 31 › Boky faharoan'i Samoela 31:5
Boky faharoan'i Samoela 31:5
Ary rehefa hitan’ ny mpitondra ny fiadiany fa maty Saoly, dia mba nianjera tamin’ ny sabany koa izy ka niara-maty taminy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And when his armourbearer saw that Saul was dead, he fell likewise upon his sword, and died with him.
In Context
4Ary hoy Saoly tamin’ ny mpitondra ny fiadiany: Tsoahy ny sabatrao, ka tsatohy miboroaka aho, fandrao avy irery tsy mifora irery ka hotsatohany miboroaka aho, dia hataony ho fihomehezana. Nefa tsy nety ny mpitondra ny fiadany, fa natahotra loatra izy. Dia nalain’ i Saoly ny sabatra ka nianjerany.
6Ka dia niara-maty androtrizay ihany Saoly sy ny zanany telo lahy sy ny mpitondra ny fiadiany ary ny olony rehetra.
Read all of Boky faharoan'i Samoela 31
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'i Samoela 31:5