Boky faharoan'i Samoela 4:2
Dia nilahatra ny Filistina hiady amin’ ny Isiraely; ary rehefa raikitra ny ady, dia resin’ ny Filistina ny Isiraely, ka nahafatesany tokony ho efatra arivo lahy ny miaramila nilahatra tany an-tsaha.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Boky faharoan'i Samoela 4
Cross References
Numbers 14:45Dia nidina ny Amalekita sy ny Kananita, izay nonina teo amin’ izany tendrombohitra izany, ka namely azy ary nanorotoro azy hatrany Horma.
Joshua 7:12Koa tsy mahajanona eo anoloan’ ny fahavalony ny Zanak’ Isiraely; miamboho eo anoloan’ ny fahavalony izy, satria tonga voaozona. Tsy homba anareo intsony Aho, raha tsy holevonina tsy ho eo aminareo ny zavatra efa voaozona.
1 Samuel 17:21Fa ny Isiraely sy ny Filistina efa nilahatra hiady ka nifanatrika ny miaramila.
Psalms 79:7Fa efa nandany an’ i Jakoba izy ireo sady nandrava ny fonenany.
Lamentations 3:40Aoka isika handinika sy hamantatra ny alehantsika ka hiverina indray amin’ i Jehovah.