Boky faharoan'i Samoela 4:22
Ary hoy izy: Afaka tamin’ ny Isiraely ny voninahitra, fa lasan-ko babo ny fiaran’ Andriamanitra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And she said, The glory is departed from Israel: for the ark of God is taken.
In Context
Read all of Boky faharoan'i Samoela 4
Cross References
1 Samuel 2:34Ary izao no ho famantarana ho anao, izay hanjo ny zanakao roa lahy, dia Hofinia sy Finehasa: ho indray andro maty izy mirahalahy.
Psalms 78:64Ny mpisorony lavon-tsabatra, nefa ny mpitondratenan’ ireo tsy nisaona.
Lamentations 2:1Indrisy! Ziona zanakavavy dia saronan’ ny Tompo rahona amin’ ny fahatezerany; Nazerany avy tany an-danitra ho amin’ ny tany ny reharehan’ ny Isiraely, Ary tsy tsaroany ny fitoeran-tongony tamin’ ny andro fahatezerany!