Boky faharoan'i Samoela 5:12
Ary ny olona izay tsy maty dia voan’ ny vay kosa, ka ny fitarainan’ ny tao an-tanàna dia niakatra ho any an-danitra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the men that died not were smitten with the emerods: and the cry of the city went up to heaven.
In Context
Read all of Boky faharoan'i Samoela 5
Cross References
Exodus 12:30Ary nifoha raha mbola alina Farao, dia izy sy ny mpanompony rehetra ary ny Egyptiana rehetra, fa nisy fidradradradrana mafy tany Egypta, satria tsy nisy trano izay tsy nahafatesana.
1 Kings 19:17Ary izay afa-mandositra ny sabatr’ i Hazaela dia hovonoin’ i Jeho; ary izay afa-mandositra ny sabatr’ i Jeho kosa dia hovonoin’ i Elisa.
Jeremiah 14:2Misaona ny Joda, ary mitanondrika ny vavahadiny; Mitafy lamba fioriana izy ka mipetraka amin’ ny tany; Ary miakatra ny fitarainan’ i Jerosalema.
Jeremiah 48:3Injay! misy feo fitarainana ao Horonaima hoe: Fandravana sy fandringanana be!