Boky faharoan'i Samoela 7:16
Ary nandeha isan-taona isan-taona izy nitety any Betela sy Gilgala ary Mizpa ka nitsara ny Isiraely teo amin’ ireo tanàna rehetra ireo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
15Ary Samoela nitsara ny Isiraely tamin’ ny andro rehetra niainany.
Read all of Boky faharoan'i Samoela 7
Cross References
Genesis 28:19Ary ny anaran’ izany fitoerana izany dia nataony hoe Betela, fa Lozy no anaran’ ilay tanàna tany aloha.
Joshua 18:26sy Mizpa sy Kefira sy Moza
Judges 10:4Ary nanana zanakalahy telo-polo izay nitaingina zana-boriky telo-polo izy, ary izy ireo nanana tanàna telo-polo any amin’ ny tany Gileada; ary atao hoe Havota-jaïra mandraka androany ireo.
1 Samuel 10:17Ary Samoela namory ny vahoaka ho any Mizpa ho any amin’ i Jehovah
Psalms 82:3Alaharo ny tenin’ ny mahantra sy ny kamboty; omeo rariny ny ory sy ny malahelo;