bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 8 › Boky faharoan'i Samoela 8:16
Boky faharoan'i Samoela 8:16
Ary ny ankizilahinareo sy ny ankizivavinareo sy ny zatovonareo tsara indrindra ary ny borikinareo dia halainy ka hampanaoviny ny asany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he will take your menservants, and your maidservants, and your goodliest young men, and your asses, and put them to his work.
In Context
15ary ny ampahafolon’ ny voan-javatrareo sy ny tanim-boalobokareo dia halainy ka homeny ho an’ ny tandapany sy ny tandonany.
17Ary halainy koa ny ampahafolon’ ny ondry aman’ osinareo; ary ny tenanareo ho tonga mpanompony.
Read all of Boky faharoan'i Samoela 8
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'i Samoela 8:16