Boky faharoan'i Samoela 8:2
Ary Joela no anaran’ ny lahimatoany, ary Abia no anaran’ ny faralahiny; mpitsara tany Beri-sheba izy ireo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
1Ary rehefa antitra Samoela, dia ny zanany no nataony mpitsara ny Isiraely.
Read all of Boky faharoan'i Samoela 8
Cross References
Genesis 22:19Ary Abrahama dia niverina nankeny amin’ ny zatovony; dia niainga izy ka niaraka nankany Beri-sheba; ary Abrahama dia nonina tany Beri-sheba.
1 Kings 19:3Ary raha nahita izany izy, dia niainga ka lasa nandeha hamonjy ny ainy dia nankany Beri-sheba, izay any Joda, ary ny zatovo najanony tao.
1 Chronicles 6:28zanakalahin’ i Jahata, zanakalahin’ i Gersona, zanakalahin’ i Levy.
Amos 5:5Fa aza mitady an’ i Betela, na mankany Gilgala, ary aza mandroso ho any Beri-sheba; Fa ho babo tokoa Gilgala, ary Betela dia ho tonga tsinontsinona.