Boky faharoan'i Samoela 8:21
Ary ren’ i Samoela ny teny rehetra nolazain’ ny olona, ka dia nolazainy teo anatrehan’ i Jehovah kosa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Samuel heard all the words of the people, and he rehearsed them in the ears of the LORD.
In Context
Read all of Boky faharoan'i Samoela 8
Cross References
Judges 11:11Dia nandeha Jefta niaraka tamin’ ny loholon’ i Gileada, ka dia nasandratry ny vahoaka ho lohany sy ho mpitarika azy izy; ary Jefta nilaza ny teniny rehetra teo anatrehan’ i Jehovah tao Mizpa.