The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 9 › Boky faharoan'i Samoela 9:10

Boky faharoan'i Samoela 9:10

Dia hoy Saoly tamin’ ny mpanompony: Tsara izany, fa andeha isika hankany. Dia lasa izy roa lahy nankany amin’ ny tanàna nitoeran’ ilay lehilahin’ Andriamanitra.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Then said Saul to his servant, Well said; come, let us go. So they went unto the city where the man of God was.

In Context

9(Fahiny teo amin’ ny Isiraely, raha nisy olona nandeha hanontany amin’ Andriamanitra, dia izao no fanaony: Andeha, aoka hankany amin’ ny mpahita isika; fa izay atao hoe mpaminany ankehitriny no natao hoe mpahita tany aloha.)

11Ary raha mbola niakatra teo amin’ ny fiakarana ho any an-tanàna izy roa lahy, dia nahita zazavavy mivoaka hantsaka, ka hoy izy taminy: Ao ihany va ny mpahita?

Read all of Boky faharoan'i Samoela 9

Cross References

1 Samuel 10:14Ary hoy ny rahalahin-drain’ i Saoly taminy sy tamin’ ny mpanompony: Taiza no alehanareo? Ary hoy izy: Nitady ny boriky izahay; ka nony tsy hitanay izy, dia nankany amin’ i Samoela izahay.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'i Samoela 9:10

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'i Samoela 9:9Boky faharoan'i Samoela 9Boky faharoan'i Samoela 9:11 →