bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 9 › Boky faharoan'i Samoela 9:14
Boky faharoan'i Samoela 9:14
Dia niakatra tao an-tanàna izy roa lahy; ary nony tonga tao izy, dia, indro, Samoela nivoaka niakatra ho any amin’ ny fitoerana avo ka nifanena taminy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they went up into the city: and when they were come into the city, behold, Samuel came out against them, for to go up to the high place.
In Context
13ary raha vao miditra ao an-tanàna ianareo, dia ho hitanareo izy, raha tsy mbola miakatra hihinana ao amin’ ny fitoerana avo, fa tsy hihinana ny vahoaka mandra-pahatongany, fa izy no manao fisaorana amin’ ny fanatitra, ary rehefa afaka izany, dia vao mihinana izay nasaina; koa miakara ianareo ankehitriny, fa amin’ izao no hahitanareo azy.
15Ary Jehovah efa nanambara tamin’ i Samoela omalin’ ny andro nahatongavan’ i Saoly ka nanao hoe:
Read all of Boky faharoan'i Samoela 9
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'i Samoela 9:14