bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 9 › Boky faharoan'i Samoela 9:22
Boky faharoan'i Samoela 9:22
Ary Samoela dia nitondra an’ i Saoly sy ny zatovony ka nampiditra azy tao amin’ ny efi-trano, dia nanome azy toerana aloha teo amin’ izay nasaina; ary tokony ho olona telo-polo ireo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Samuel took Saul and his servant, and brought them into the parlour, and made them sit in the chiefest place among them that were bidden, which were about thirty persons.
In Context
21Dia namaly Saoly ka nanao hoe: Tsy Benjamita va aho, avy amin’ ilay kely indrindra amin’ ny firenen’ Isiraely? ary tsy kely indrindra va ny mpianakaviko eo amin’ ny mpianakavin’ ny firenen’ i Benjamina rehetra? ka nahoana no miteny amiko toy izany ianao?
23Ary hoy Samoela tamin’ ny mpanao nahandro: Ento ilay anjara nomeko anao, izay efa nolazaiko taminao hoe. Tehirizo ity.
Read all of Boky faharoan'i Samoela 9
Cross References
Genesis 43:32Dia narosony mitokana ny ho an’ i Josefa, ary mitokana ny ho an’ ny rahalahiny, ary mitokana koa ny ho an’ ny Egyptiana izay nihinana teo aminy, satria ny Egyptiana tsy mahazo miara-komana amin’ ny Hebreo, fa fahavetavetana amin’ ny Egyptiana izany.
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'i Samoela 9:22