Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana 1:2
Misaotra an’ Andriamanitra mandrakariva izahay ny aminareo rehetra ka manonona anareo amin’ ny fivavahanay,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
We give thanks to God always for you all, making mention of you in our prayers;
In Context
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana 1
Cross References
Romans 6:17Ary isaorana anie Andriamanitra, fa na dia efa mpanompon’ ny ota aza ianareo, ny fonareo dia efa nanaraka ny fomban’ ny fampianarana izay nanolorana anareo;
Ephesians 1:15Ary noho izany izaho koa, rehefa nandre ny finoanareo an’ i Jesosy Tompo izay hitan’ ny olona masìna rehetra,
Colossians 1:3Misaotra an’ Andriamanitra, Rain’ i Jesosy Kristy Tompontsika, izahay amin’ ny fangatahanay mandrakariva ho anareo,